Dikan'ny teny : miposaka

Hampiditra dikany hafa
(posaka) mt. s. (miposaha): Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka ter? amin'ny farauodilanitra. ~ Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin'ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin'ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin'izao fizaran-taona izao. 1 Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiampanahin'ilay karilahy iny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069