Dikan'ny teny : miporotsaka
Hampiditra dikany hafa
(porotsaka) mt. s. (miporotsaha): Mianjera mitsoriaka, mikorotsaka: Loza fa niporotsaka ilay zaza nobabeny. 1 Mandositra: Varivariana ny mpiambina ka niporotsaka ilay jiolahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha