Dikan'ny teny : mipoitra

Hampiditra dikany hafa
(poitra) mt. s. (mipoitra): Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin'ity vato ity. / Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao? 1 Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay. ~ Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra. ~ (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076