Dikan'ny teny : mipitika
Hampiditra dikany hafa
(pitika) mt. s.: Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho. ? Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehan y.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha