Dikan'ny teny : mipilapilaka
Hampiditra dikany hafa
(pilapilaka) mt. s. (mipilapilaha): Mihetsiketsika mba hanaitra ny mason' ny lehilahy, mijefijefy, mijejojejo, mijilajila.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha