Dikan'ny teny : mipasaka

Hampiditra dikany hafa
(pasaka) mt. s.: Mipariaka ho vakivakiny maro: Mipasaka ny bainga rehefa atsipy amin'ny angady. ? Mitresaka, miveraka: Mipasaka ny vomanga tsara masaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3312