Dikan'ny teny : miparitaka

Hampiditra dikany hafa
(paritaka) mt. s. (miparitaha):Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry. 1 Mandositra atsyr sy axys, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy. 1 Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho uita haingana ity fa miparitaka ny kofehy. ΒΆ M.h.: Mipariaka, mihahaka, miely, mielipatrana, miparasaka, miparasadrasaka, misaratsaraka, mameno tanety, mihanaka, miitatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068