Dikan'ny teny : mipararetra
Hampiditra dikany hafa
(pararetra) mt. s.: Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha uao nahare izany. • Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha