Dikan'ny teny : miorika
Hampiditra dikany hafa
1.
(orika) a.: Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenankavoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(orika) mt. s. (mioriha): Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian'ny rano amin'ny renirano. - F.-p.: Sady mivalana no miorika: sady mandoa no mivalana. ¶ M,h,: Miakatra any irà; mifanohitra aminy: Mivalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha