Dikan'ny teny : mionitra
Hampiditra dikany hafa
(onitra) mt. s.: Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony! • Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very. ? Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha