Dikan'ny teny : miomba

Hampiditra dikany hafa
(omba) mt, p.: Manaraka: Niomba an'iryr lalana iry) ilay olona nandositra. • Mandeha miaraka amin'ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na miuauaka. 1 Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1084