Dikan'ny teny : miolaka
Hampiditra dikany hafa
(olaka) mt. s. na p.t. (miolaha): Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity uao tonga any aminay. ~ Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahauoa azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha