Dikan'ny teny : miohatra

Hampiditra dikany hafa
(ohatra) mt. s.: Mita-ha, miolotra: Mandeha haingana ny lamasinina, miohatra amin'ny fiarambahoaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1342