Dikan'ny teny : miofy
Hampiditra dikany hafa
(ofy) mt. p. (miofia): Manala hoditra voankazo; mivaofy, manala kirany: Ny olona fadiranovana no miofy voankazo amin'ny uaua. a F.-p.: Miofy akondro uaua:enti-milaza ny olona mahan- Mjo tra fadiranovana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha