Dikan'ny teny : miofo

Hampiditra dikany hafa
(ofo) mt. s. (miofosa): (ho an'ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka mi-solo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin'ny fiandohan'ny fahavaratra; (ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano. ~ Miova volo noho ny asan'ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin'ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo. 1 Miova loko noho ny hainandro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0467