Dikan'ny teny : mino

Hampiditra dikany hafa
(ino) mt. p. (minoa): Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao. ~ Miaiky fa misy: Nino an'Andriamanitra ny Ntaolo malagasy. ? Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahaualo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0707