Dikan'ny teny : minaikanaika
Hampiditra dikany hafa
(naikanaika) mt. s. (minaikanaikà): Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha uoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha