Dikan'ny teny : mimamamama
Hampiditra dikany hafa
(mamamama) mt. s.: Enti-milaza zavatra mamoaka feo mafy, mifofofofo, mimaona: Misy matahotra, fa izaho kosa faly amin'ny fandrenesana izany riaka mimamamama izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha