Dikan'ny teny : mimamà
Hampiditra dikany hafa
(mamà) mt. s.: Mitrentrena, mitrena matetika. * Ohab.: Ataovy hanin'omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin'ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha