Dikan'ny teny : milozoka
Hampiditra dikany hafa
(lozoka) mt, s. (milozoha): Milofo amin'izay a-tao, miezaka amin'ny fianarana: Milozoka amin 'ny asany tokoa izy ka mendripiderana. ΒΆ M.h.: Jer. Milofo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha