Dikan'ny teny : milopilopy
Hampiditra dikany hafa
(lopilopy) mt. s. (milopilopia): Mipipy maso, mipendrampendrana: Milopilopy izany hazavana izany ka mamparary maso. ? Tsy mazava tsara: Milopilopy ny jiro (mitsilopilopy no fiteny matetika kokoa).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha