Dikan'ny teny : milonjehitra

Hampiditra dikany hafa
(lonjehitra) mt. s.: Mitanondrika ny loha no-ho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity. ? h.o.: Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary man-dry ila. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077