Dikan'ny teny : milona

Hampiditra dikany hafa
(lona) mt. s. (miloma): Mijanona maharitra ao anaty rano: Raha tiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana. ? Mandro amin'ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin'ny ranomafana any Antsirabe izy, • Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069