Dikan'ny teny : milofika

Hampiditra dikany hafa
(lofika) mt. s. (milofiha): Miondrika, mile titra ny loha, tsy miarina tsara amin'ny toerana misy ny te-na: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony. 1 h.o.: Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olpna. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075