Dikan'ny teny : miloaka
Hampiditra dikany hafa
(loaka) mt. s.: Misy loaka na lavaka. • Maninteraka. - F.-p.: Miloaka alina: (miasa na milalao) mandritra ny alina. J Miloa-bava: misokabava mba hiteny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha