Dikan'ny teny : milezolezo
Hampiditra dikany hafa
(lezolezo) p.t.: La-va manify toy ny hiforitra: Milezolezo iry tovolahy iry. ¶ M.h.: Miezoezo, mitezotezo. • Marotsaka, manify sy lava: Milezolezo ny ranjony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha