Dikan'ny teny : milevina

Hampiditra dikany hafa
(levina) mt. s. (milevena): Mitoetra aorian'ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny. • Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato. • Mijanona ela be any amin'izay ale-ha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0655