Dikan'ny teny : milelaka

Hampiditra dikany hafa
(lelaka) mt. s. (milelafa): Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Axa milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara a! ? Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe. ? Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletaka ny lelafo uao tonga ny mpamonjy hain trano. - F,-p.: Milela-paladia: mita-labo mafy dia mafy; mifona zato mifona arivo. / Milelaka ny tanty: fomba fiteny enti-miala tsiny amin'ny v~-hiny nasaina noho ny faha tsizarizary na hakelin'ny sakafo naroso azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2684