Dikan'ny teny : milefitra
Hampiditra dikany hafa
(lefitra) mt. s. (mile-fera): Miforitra: Milefitra be ihany ity taratasy ity fa soloy. • Manaiky, manoa, manaraka: Nilefitra ihany izy tamin'ny farany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha