Dikan'ny teny : milaza

Hampiditra dikany hafa
(laza) mt, p. (milazà): Mampahalala zavatra amin' ny alalan'ny teny na soratra: Hilaza zaua-baouao mahatalanjona aminao aho. • Mana-ho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga. • Mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben'ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy. + Mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa (tory saina ny adalalahy, • Mitantara: Latsadranomaso izy nilaza ny zaua-nitranga tamin'ny 13 Mey. ¶ M. h. r Manao tsy lian-tsofina, mitory, maneho, mamosaka, mamboraka, manaboraka, mamaky volana, mitantara, mitanisa, mamisavisa, miventy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072