Dikan'ny teny : milavo

Hampiditra dikany hafa
(lavo) mt. s.: Mianjera avy eo amin'ny toerana iray ambony ho amin'ny ambany. - F,-p,: Milauo lefona: resy ka mametra-piadiana eo antongotry ny mpandresy. (Mi-lao() loha (mitovy amin'ny eo aloha ihany). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071