Dikan'ny teny : milampatra
Hampiditra dikany hafa
(lampatra) mt. s. (milampara): Mandry ka mitsotra ny tongotra aman-tanana: Nilampatra teo amin' ny ahitra no nahitanay azy ireo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha