Dikan'ny teny : milamaka
Hampiditra dikany hafa
(lamaka) mt. s. (milamaha): Mandry midaboka amin'ny tany: Nilamaka eran'ny trano ny ankizy raha uao tonga fa uizana. 1 h.i.: Miampatra, mivalampatra, mivalandotra: Be ny fatin'ny miaramila nilamaka tamin' ny tany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha