Dikan'ny teny : miladilady
Hampiditra dikany hafa
(ladilady) mt. s.: Mitady hitsofotsofoka, hisisika: Tandremo fa mbola hiladilady any aminao any iny Ramatoa iny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha