Dikan'ny teny : mila

Hampiditra dikany hafa
1. (ila) mt. p. (milà): Mitaky zavatra tsy azo avela: Mi-la rivotra ny zavamananaina mba hiainany. • Mangataka: Mila heuitra aminao aho. • Mitady: Mila ady amiko izy. / Mila faty izay mandeha eto. • Ma madiva, efa akaiky: Mita hianjera ity trano ity, - Mita ady: mitady antony hiadiana. ) Miki loza: mitady loza, mankahatra zavatra mety hampidi-doza. / Mita mazaua hodiauina: mitady fomba hahafahana miala amin'ny ety. J Miki tay: mitady zavatra mety hampidi-doza sy hiteraka fahasahiranana ho an'ny tena. JMila voatsiary: mitady zavatra tsy ho azo atao. * Ohab.: Aza mita uoatsiary toy ny mpisikidy mampandihy ny marary (mazava ho azy). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Mila ady, miharana ady, mitoha ady, mandranto ady, manenjan-tsandry, mihaika, mihantsy ady, mila kisa, mila tonony, mila vaniny, mila antsongony, mila raorao, mila romoromo, manao antsongo ravina, mita trosintrosina, rafla sotasota, mila sentsena, mila setrivoho, mila sondasonda, mila lolotramalona, rafla voatsiary, mila antsontsany, mila tonompoly hihaha, rafla vezovezo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007