Dikan'ny teny : mikoy
Hampiditra dikany hafa
(koy) mt. s. (mikoiza): Manaiky fa resy: Nasian'ny miaramila mafy ny fahavalo ka nikoy. ? Miaiky na migaga ny fahaizana na ny fahatanjahan'ny olona iray:Nampisehoan'Isambilo ny fahaizany ny mpianatra namany ka nikoy. ?Mibaboka amy..., miaiky: Mikoy ny hadisoanao ve ianao?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha