Dikan'ny teny : mikotrakotraka
Hampiditra dikany hafa
1.
(kotrakotraka) mt. s.: Mangotraka, mandevy ka miketriketrika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(kotrakotraka) mt. s.: Mifampipoka. 'Mikotrana (kotrana) mt, s. (mikotràna): Mifampipdka, mifandona: Ento mora ireto tauoahangy ireto sao mikotrana. ? Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo. ? Mitabataba: Tamin'izay, nikotrana ny tanàna,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha