Dikan'ny teny : mikotika
Hampiditra dikany hafa
(kotika) mt, s: Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao? ? Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany. ? Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha