Dikan'ny teny : mikosina

Hampiditra dikany hafa
(kosina) mt. s. (mikosena): Miforitra, mitavana mihosina amin'ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka foana io zaza io ka maloto lava. ? Misafosafo tena; mihaotra: Aza mikosina amin'ny rindrina. ? Miaraka matetika amin'ny olona tsy mitovy hambonian-toetra amin'ny tena, amin'ny fatritran'olona: Mikosina amin' ny naman-dratsy io zazalahy io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075