Dikan'ny teny : mikosesy

Hampiditra dikany hafa
(kosesy) mt, s. (mikosese): Mandeha haingana loatra: Nikosesy loatra ny diany. / Nikosesy ny fitenin'io tovolahy io ka tsy azoko, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008