Dikan'ny teny : mikorotsaka
Hampiditra dikany hafa
(korotsaka) mt. s. (mikorotsaha): Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy. ? Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha