Dikan'ny teny : mikorotika
Hampiditra dikany hafa
(korotika) mt, a. (mikoroteha): Rovitra, kotika. ? Simba. ? Misavorovoro. ? Simba, mikorontana: Mikorotika ny fihavanan'ny roa tonta.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha