Dikan'ny teny : mikororoka

Hampiditra dikany hafa
(kororoka) mt. p, (mikororoha): Manala ny voam-bary amin'ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin'ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin'ny sahafa. ? h.o.: Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067