Dikan'ny teny : mikorontana

Hampiditra dikany hafa
(korontana) mt, s. (mikorontàna): Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zauatra ato an-trano. ? Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo. ? Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay. ¶ M. h.: Tsy milamina, mif angaro be ihany, mifanjevo, misaritaka, misavoritaka, mifotofoto, misafotofoto, misavorovoro, mikorokoro, mifamotaka ambony ambarly. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066