Dikan'ny teny : mikorisa
Hampiditra dikany hafa
(korisa) mt. s. (mikorisà): Mibolisatra: Nikorisa tamin'ny hoditr'akondro izy. ? Mandeha midi-na nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa marne-la ny tena hisosa fotsiny amin'izao: Nikorisa tamin'ny ravin'akondro izy hatrery ambany er?.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha