Dikan'ny teny : mikopaka

Hampiditra dikany hafa
(kopaka) mt. s. na mt. p. (mikopaha): Mihetsiketsika tsofin'ny rivotra: Mikopaka ny saina. ? Manetsiketsika ny elany (vorona): Mikopaka elatra ny uorona rehefa manidina, ? Misy kopaka: Tokony ho natao mikopa-droa ity uarauarana ity fa lehibe loatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0616