Dikan'ny teny : mikonaina

Hampiditra dikany hafa
(konaina, konainaina) mt. s.: Mitaraindraina lavareny: Mikonaina ilay alika nokapohinao. ? Mitomany: Mikonaina matetika ity zazakeiy ity ? Mimenomenona, mimoriOmonona, mitaraina tsisy farany: Nikonaina ny oahoaka azon'ny fandoauam-bola be loatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079