Dikan'ny teny : mikolialia
Hampiditra dikany hafa
(kolialia) mt, s. (mikolialiaua): Mandosindositra, mihodividivitra: Matahotra ny hitakiako ny trosako any aminy Rakoto ka mikolialia. ΒΆ M. h.: Mihodivitra, mibisioka, mibolidy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha