Dikan'ny teny : mikoinkoina
Hampiditra dikany hafa
(koinkoina) mt. s.: Mitaraina amin'ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon'irea nitondra teo aloha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha