Dikan'ny teny : mikohokoho

Hampiditra dikany hafa
(kohokoho) mt. p, (mikohokohoa): Miantso ny akoho (fa fiteny koa amin'ny reniakoho miantso ny zanany, na ny akoholahy miantso ny akohovavy). * Ohab.: Akohoiahy mikohokoho uauy; tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana: raha vao mahita zavatra kely, na fotsimbary na poti-javatra ny akoholahy, dia miantso ny akohovavy; voadiniky ny Ntaolo izany mba hilazany fa ny fanomezana atao, na dia kely sy tsy misy vidiny aza, dia mety ho mariky ny fifanajana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076